|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indray mipy maso |
| Singan-teny | 2indray, 3mipy, 4maso |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7en un clin d'oeil.
[2.415#6643] |
| Ohatra |
8 Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako!
[2.5]
|
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 10 indray mipi-maso, 11 indray mipy maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|